Mbola manana fianakam's any ve ianao.
Rabaina si rabofy manana restau sinoa any
maninona no tsy mody any i rajao ? ny zandriko ny laza tamiko fa mitady expat hono ny société goavana be (STAR / TELMA / MD / JIRAMA ...sns)
Satria asa nao responsable RH, mety mahazo asa any hono... Ny karama hono raha cadre sup de goavana be... (eo amin'i 5000 )
Tsy haiko na marina ilay resaka karama fa ni zavatra antokisana dia expat ni tena eo ambony.
Masaha sa tsia ?
